Hotesse ao CNAPS!



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
salohy
Invité





MessagePosté le: Ven Déc 26, 2003 14:26    Sujet du message: Hotesse ao CNAPS! Répondre en citant

Miarahaba anareo rehetra mpikarakara ato ity vata fandrasam-peo ity!

Tonga dia tsorina ny resaka fa tsy alavaina!
Sendra nandalo tao @ Cnaps izahay tompoko dia gaga fa ramatoa be efa ho 58 taona no mandray olona (hotesse no filaza azy) ary dia olona tena efa tokony hipetrapetraka any birao sisa fa tsy tokony atao handray olona intsony izy io ary dia hikohizan' ny olona izay mandalo tokoa satria dia tena kizitina be no dia tena sarotiny tokoa, izany tokoa ve no mampandeha ny orinasa sy misakana ny olona dratsy tsy hiditra! dia tsy mba misy tovovavy ve tompoko ao mba hisolo ireny olona efa reraky ny lazon ady ireny no apetraka eo! kanefa dia orinasa mba manana ny maha izy azy ihany izy io. Aiza tompoko ka dia ampiasaina mihintsy ny portable ilay madama mba hanarahana ny olona miditra sy mivoaka ao orinasa , izany ve tompoko ny solution mba entina ampandeha ny orinasa. Ary dia kivy tokoa izahay mikarakara zavatra ao io orinasa io fa dia sahirana tokoa izahay madinika rahefa handeha hanao zavatra ao. Evil or Very Mad

Dia mba manantena anareo mba hamerina izy ity matetika fa dia zavatra kely ohatry izao no manimba ny orinasa !
Misaotra anareo !
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Ven Déc 26, 2003 14:26    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Tsara ilay inauguration auto 2007,ireo hotesse koa mahery écrit le 06/10/2007


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII