Fitiavana rapport sexuel



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Jah
Invité





MessagePosté le: Mer Juin 01, 2005 13:32    Sujet du message: Fitiavana rapport sexuel Répondre en citant

Mba ampio aho rizareo fa tena sahiran- tsaina . Misy vehivavy miaraka amiko izany efa manambady izy io. Izahay roa anefa mifafankatia , ka ny ollana dia izao : saro- piaro ilay vadiny @ fiarahanay(tsy fanatny hoe izaho ilay miaraka @ vadiny, fa mahiana hono izany ilay lehilahy...) dia izaho izany nanapa- kavitra hoe : aleo misaraka, izy anefa tsy mety misaraka amiko satria ny problèmen' izy mivady izany dia eo @ resaka rapport sex. Tsy manao rapport aminy mihintsy hono ny vadiny raha tsy 1 fois/ mois eo kanefa "elle a envie de faire ça....." izahay roa anefa mahavita manao rapport 3 fois dans la journée "..." dia izany hono no tiany !!!!!!!!! rapport sexuel izany no itiavany ahy (...)
Inona ny toro- hevitra mba omenareo ahy @ izany , mba oeo hevitra e stp...
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Mer Juin 01, 2005 13:32    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
njila
Invité





MessagePosté le: Ven Juin 03, 2005 18:39    Sujet du message: Répondre en citant

mety ny hevitrao ny hisaraka aminy, voalohany aloha dia tsy mety ny miaraka @ olona efa manambady n'inon'inona ny antony, ary ilay olona mamitaka ny vadiny anie dia tsy maintsy misy hitsikirena foana ny vadiny izy sartia tsy maintsy mba mi justifier ce qui ne peut pas être justifiable.
inona moa hoy ianao no antony hanajanona ny fiarahanareo , izao izy misy olona 2, izay tsy mahafaly azy @ iray misy ny anankiray eo!
Revenir en haut de page
anja01
Invité





MessagePosté le: Mer Jan 17, 2007 12:58    Sujet du message: valiny Répondre en citant

izaho koa de mihombi-kevitra @ njila hoe mety ny hevitrao hoe ny hisaraka satria tsy mety koa mantsy izany hoe manadala ny anjarany sasany izany na de eo aza ny fifankatiavanareo roa
Revenir en haut de page
ketrika
Invité





MessagePosté le: Mer Jan 17, 2007 15:07    Sujet du message: Répondre en citant

reveo manja leisy fa hividy aza atao ah
Revenir en haut de page
comprend rien :'(
Invité





MessagePosté le: Mer Jan 17, 2007 21:45    Sujet du message: Répondre en citant

y'a quelqu'un ki peut traduire un minimum ???

merci .
Revenir en haut de page
JE T'EXPLIQUE
Invité





MessagePosté le: Sam Mar 10, 2007 23:07    Sujet du message: Répondre en citant

Voilà ce qu'ils disent grossomodo:ILS VEULENT TOUS COUCHER AVEC TOI.
Revenir en haut de page
xl
Invité





MessagePosté le: Mer Mar 14, 2007 15:16    Sujet du message: Répondre en citant

aleo hilamina fa tsy matotra izany,
mbola be ny tanora fa aza kivy e!
tsy aleo ve mamboly toy izay mitavana ny an'i hafa e!
Revenir en haut de page
Bi bop
Invité





MessagePosté le: Jeu Mar 29, 2007 16:18    Sujet du message: Re: Fitiavana rapport sexuel Répondre en citant

[quote="Jah"]Mba ampio aho rizareo fa tena sahiran- tsaina . Misy vehivavy miaraka amiko izany efa manambady izy io. Izahay roa anefa mifafankatia , ka ny ollana dia izao : saro- piaro ilay vadiny @ fiarahanay(tsy fanatny hoe izaho ilay miaraka @ vadiny, fa mahiana hono izany ilay lehilahy...) dia izaho izany nanapa- kavitra hoe : aleo misaraka, izy anefa tsy mety misaraka amiko satria ny problèmen' izy mivady izany dia eo @ resaka rapport sex. Tsy manao rapport aminy mihintsy hono ny vadiny raha tsy 1 fois/ mois eo kanefa "elle a envie de faire ça....." izahay roa anefa mahavita manao rapport 3 fois dans la journée "..." dia izany hono no tiany !!!!!!!!! rapport sexuel izany no itiavany ahy (...)
Inona ny toro- hevitra mba omenareo ahy @ izany , mba oeo hevitra e stp...[/quote]
Lol Very Happy Very Happy Very Happy Very Happy Very Happy Azafady fa tena je n'ai pas pu men empecher...Dia t@oviana koa moa ny rapport sex lasa amour ry-zareo a! Raha tena tia anao io madama io dia efa ela izay no nisarahany t@ vadiny surtout vu son cas... ka niaraka t@-noa izy! Ouvre les yeux....Tu es en passe de devenir un objet sexuel voire un god vivant!
Désolé mais ayant vu plusieurs couple se déchirer pour cause d'infidélité je n'ai aucune estime pour ces personnes!
Revenir en haut de page
bandyakama
Invité





MessagePosté le: Sam Juil 07, 2007 13:45    Sujet du message: milay Répondre en citant

ok ben;zao leisy no tena marina,hilely fotsiny zany no itiavany anla dia reveo manja @zany.Lazao azy fa izy efa manambady ary ela koa tokony hanana ny anla ka tokony samy hifampazaka zany.Izany hoe ataonla aponga mihantona izy,rehefa tsisy pasy ela dia mankany @ny satria izay no tadiaviny @la .Zay lesy ry leiry e!!!!!!!!!!!!!!!!![/b]
Revenir en haut de page
22
Invité





MessagePosté le: Lun Juil 09, 2007 13:20    Sujet du message: Répondre en citant

kapoho avao koahy e
ino koa ro iasanao saina amizao
Revenir en haut de page
karibou
Invité





MessagePosté le: Jeu Juil 26, 2007 20:32    Sujet du message: Répondre en citant

asio bain fa ivid aza atao am atsondr zala e!sad iz no manome fa ts ela no msisk e!tong de tsatohi fôn iz isakizay mahatsiaro.
Revenir en haut de page
jaah
Invité





MessagePosté le: Dim Mai 11, 2008 16:26    Sujet du message: Répondre en citant

tsy mety zany ry baina à ! aleo ny vadin'olona ho azy fa ataovy eo @nao fotsiny ny toerana , raha ny vadinao ataon'ny olona ôtranzany dia ahôna ? MAHAZAKA VE ENAO ? betsaka ny vehivavy tsy manana tompony ireny alaina ok !
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
andriamanitra fitiavana écrit le 05/08/2005
fitiavana écrit le 06/02/2003
Fitiavana écrit le 17/04/2007


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII