Fiangonana Katolika Vaovao



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Actualité et Médias
Auteur Message
mpino
Invité





MessagePosté le: Lun Juin 18, 2007 10:24    Sujet du message: Fiangonana Katolika Vaovao Répondre en citant

HITA MIBARIBARY FA ATAON'NY FRANTSAY SY NY MPANOHITRA FITAOVANA POLITIKA HANONGANA FANJAKANA KA HAMETRAKA NY PADESM OLON'NY FRANTSAY NY KATOLIKA ARY MANAIKY IZANY NOHO NY INONA?????
Hanangana fiangonana katolika vaovao izahay fa leo ny ataon'ireto lohandohan'ny mpisorona ao @ katolika @ izao fotoana izao ireto.Fiangonana tsy miankina @ i Vatican ary tsy misy vazaha(môpera,frera,masera,.......)
Mba ahavitanay izany anefa de miantso ireto izahay hifandrimbona aminay:
-Ny Kardinaly Gaëtan R. mba hitarika
-Ny Fanjakana hanampy anay mba ahazoanay ireo "patrimoines"-nay, de ny Eglises rehetra, ny sekoly rehetra, ny hopitaly rehetra, sy batiments rehetra rehetra izay eto @ taninay Malagasy, sy noho ny rakitra nataonay ary ireo fanomezana nataonay hatrizay.
EFA TSINJONAY SAHADY FA MITADY HIBODO IREO FANANANAY IREO I VATICAN SY IREO OLON'NY KATOLIKA VAZAHA SY NY NAMANY IREO. Tsy hanaiky izany izahay, koa antsoinay ny Fanjakana Malagasy hiaro anay sy ny fanananay
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Lun Juin 18, 2007 10:24    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
zizani
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 03 Mai 2007
Messages: 124
Localisation: France, coin paumé du Sud

MessagePosté le: Lun Juin 18, 2007 11:22    Sujet du message: Répondre en citant

Personnellement, manaiky aho fa lasa "outil politique" ny fivavahana nefa kosa raha tena hendry nareo ary raha tena MPINO dia tsy hitora-bato olona tahaka ny ataonao io hoe vazaha sns ......

Bref, mitovy amin'ireo olona torahanareo vato ireo nareo raha toy izaho ny fomba fiteninao ...
_________________
"They tried to make me go to rehab, i said no no no ..."
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
zizani
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 03 Mai 2007
Messages: 124
Localisation: France, coin paumé du Sud

MessagePosté le: Lun Juin 18, 2007 11:45    Sujet du message: Répondre en citant

Mifanajà dia mifandeferà fa ny olombelona dia olombelona ...
_________________
"They tried to make me go to rehab, i said no no no ..."
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
KLS
Invité





MessagePosté le: Jeu Juin 21, 2007 22:29    Sujet du message: Répondre en citant

MIFANAJA,dia teny ho entina ny manan-kendry,fa ny MANIMBA SY MANIMBAZIMBA ny fitaovana sy ny lalàna velona ,dia fitaovana ho entin'ireo mpanohitra hitady seza, izay hanakorontanana ny fandriampahalemana.
Revenir en haut de page
zizani
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 03 Mai 2007
Messages: 124
Localisation: France, coin paumé du Sud

MessagePosté le: Ven Juin 22, 2007 10:36    Sujet du message: Répondre en citant

Confused
_________________
"They tried to make me go to rehab, i said no no no ..."
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
1975jmr
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 09 Fév 2007
Messages: 247
Localisation: France

MessagePosté le: Ven Juin 22, 2007 10:38    Sujet du message: Répondre en citant

Nous ne sommes pourtant pas dans la section "Teny malagasy mangarahara" ? Very Happy

Peut-on m'éclairer ? Je suis encore limité en gasy pour comprendre Smile
_________________
Tsy Misy mafy tsy laitra ny zoto.
Avec du courage on vient à bout de tout.
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé MSN Messenger
gogobe
Invité





MessagePosté le: Ven Juil 13, 2007 7:37    Sujet du message: Répondre en citant

Misy fahamarinany ny an i mpino. Raha izany ve tsy hisy @ zay ny rirotra rebereb, fifampitorahana sary vongana, hifanondraka rano voahasina,fifampikapohana tehina. hihihihihihihihi
Faly ny mpanjanaka @ zany ee !
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Actualité et Médias Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Fiangonana Kremlin Bicetre écrit le 26/08/2004


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII