Posté le: Mar Aoû 09, 2005 13:30 Sujet du message: fa ahoana marina ianareo ireto é ?
Fa ahoana marina ianareo manenjika an'i Tantely ireto é?Mahafinaritra ve le manenji-dresy sa ahoana?Mba ahoana raha nareo no eo amin'ny toerany?MBA MISAINA RY ZAREO A,SA EFA LANY OLANA HO VAHANA DE ALEO MANANGANA OLANA VAOVAO?AZA MITAPY HO A FA MANDRERAKA BE;MBA GASY IHANY NY TENA KO MANENJIKA GASY
Posté le: Ven Aoû 12, 2005 21:48 Sujet du message: Re: fa ahoana marina ianareo ireto é ?
un con nu a écrit:

ENAO IO MIHINTSY INDRAY IZAO NO TE HANITATRA RESAKA MOMBA AZY IZAO,tsy tokony ho fohazinao intsony zany resaka izany raha tena misaina ianao!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum