Posté le: Lun Aoû 27, 2007 17:01 Sujet du message: Didier Mada BD
J'ai tapé sur google le titre de l'album, c'est" Une journée dans la vie d'un africain d'Afrique" et il y a un site qui donne des coordonées du responsable. Je vous donne le site:
Posté le: Jeu Jan 31, 2008 20:05 Sujet du message:
Nahita an'ilay mpanao bd gasy Didier Mada bd izahay tany @ festival BD Angoulême ny 26 janvier teo.Nahita maso an'ity mpanao bd malagasy ity. Nahafinaritra ny nandraisany anay. Be olona be no nividy ny bokiny sy nampanao dédicaces azy. Gasy vitsivitsy izahay no tafaraka.Mankasitraka anao andriamatoa Didier, mampisongadina hatrany ny maha malagasy sy ny bd gasy.
Posté le: Ven Mar 14, 2008 15:51 Sujet du message:
Hitanay t@ gazety tokoa, fa toa tena be lafo ny bd an'ity mpanao tantara an-tsary malagasy Didiermada bd Ary toa mbola ho betsaka ny bd havokany @ ity taona ity.Ary betsaka koa ny festival hatrehany.
Ny site sobika koa moa dia nahitana sary maromaro t@ angouleme, fa liana @ bd malagasy tokoa ny olona
Dia makahery e
Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures Aller à la page Précédente1, 2
Page 2 sur 2
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum