Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4763 Localisation: madagascar
Posté le: Jeu Jan 30, 2003 2:28 Sujet du message: Antsiranana - Tonga ireo "Vedette" 7 hanampiana ny
Le 30/01/2003 L'Express de Madagascar a écrit:
Antsiranana - Tonga ireo "Vedette" 7 hanampiana ny tafika malagasy
Ny tafika an-dranomasina mazava loatra, no tena hampiasa azy ireto amin'ny fiambenana ny sisin-tanin'i Madagasikara sy ireo sambo mpanjono mitrandraka antsokosoko ny harena an-dranomasina. 7 ny isan'ireto "vedette" haingam-pandeha azon'ny tafika malagasy ireto ary dia andrasana ny lanonana ofisialy fanolorana sy fandraisana izany.
Marihina fa efa nisy ny miaramila malagasy nandeha tany Etazonia, notarihana manamboninahitra sy tompon'andraikitra ambony tao amin'ny minisiteran'ny Fiarovam-pirenena, niofana manokana mikasika ny familiana sy ny fampiasana an'ireto fitaovana ireto.
Inscrit le: 23 Nov 2002 Messages: 22 Localisation: Villejuif
Posté le: Ven Jan 31, 2003 0:26 Sujet du message: Re: Antsiranana - Tonga ireo "Vedette" 7 hanampian
webmaster a écrit:
Le 30/01/2003 L'Express de Madagascar a écrit:
Antsiranana - Tonga ireo "Vedette" 7 hanampiana ny tafika malagasy
Ny tafika an-dranomasina mazava loatra, no tena hampiasa azy ireto amin'ny fiambenana ny sisin-tanin'i Madagasikara sy ireo sambo mpanjono mitrandraka antsokosoko ny harena an-dranomasina. 7 ny isan'ireto "vedette" haingam-pandeha azon'ny tafika malagasy ireto ary dia andrasana ny lanonana ofisialy fanolorana sy fandraisana izany.
Marihina fa efa nisy ny miaramila malagasy nandeha tany Etazonia, notarihana manamboninahitra sy tompon'andraikitra ambony tao amin'ny minisiteran'ny Fiarovam-pirenena, niofana manokana mikasika ny familiana sy ny fampiasana an'ireto fitaovana ireto.
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum