| Auteur |
Message |
RA-8 Invité
|
Posté le: Mer Mar 26, 2003 9:05 Sujet du message: AMBOHIMALAZA-MIRAY |
|
|
TSARAVA-TOMPOKO!
Mirary Fahasalamanana feno ho antsika mianakavy izahay.
Ka inona indray ny vaovao?
Mbola eo am-piandrasana ilay Site-Ambohimalaza foana izahay, satria efa be ireo izay manam-pikasana ny hiresaka sy hampita vaovao. Aty amin'ny Province mantsy ny ankamaroanay, ka tsy hananana occasion firy hiaona @ ireo ao Parisy. Koa dia manantena izany fa tsy ho ela dia ho tafajoro io Site io .
Dia manolotra sahady ny Fisaorana feno anareo nanaiky handray andraikitra.
Manao veloma mandrapitafa Tompoko! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Mer Mar 26, 2003 9:05 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Manjakely Madanaute confirmé(e)
Inscrit le: 15 Fév 2003 Messages: 70 Localisation: Villejuif
|
Posté le: Mer Mar 26, 2003 11:03 Sujet du message: Re: AMBOHIMALAZA-MIRAY |
|
|
| RA-8 a écrit: | TSARAVA-TOMPOKO!
Mirary Fahasalamanana feno ho antsika mianakavy izahay.
Ka inona indray ny vaovao?
Mbola eo am-piandrasana ilay Site-Ambohimalaza foana izahay, satria efa be ireo izay manam-pikasana ny hiresaka sy hampita vaovao. Aty amin'ny Province mantsy ny ankamaroanay, ka tsy hananana occasion firy hiaona @ ireo ao Parisy. Koa dia manantena izany fa tsy ho ela dia ho tafajoro io Site io .
Dia manolotra sahady ny Fisaorana feno anareo nanaiky handray andraikitra.
Manao veloma mandrapitafa Tompoko! |
Tsy misy isaorana tompoko fa ampitiavana tokoa no anaovana ny site Ambohimalaza.
Aza matahotra, fa efa tsy ela intsony !!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4750 Localisation: madagascar
|
Posté le: Mer Mar 26, 2003 11:55 Sujet du message: Re: AMBOHIMALAZA-MIRAY |
|
|
| Manjakely a écrit: | | Aza matahotra, fa efa tsy ela intsony !!! |
warf! développement de site rapide ? (et durable ? )
Bon, je confirme. Vous pourrez surfer sur le site Ambohimalaza France d'ici la fin de la semaine. Pour ceux à qui ça parle, les DNS sont en cours de propagation. L'adresse du site sera communiquée ici.
Cordialement. _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4750 Localisation: madagascar
|
Posté le: Mer Mar 26, 2003 13:40 Sujet du message: |
|
|
| Ambohimalazien a écrit: | | Qui peut m'expliquer la diffèrence entre AMBOHIMALAZA-FIRAISANA et AMBOHIMALAZA - FRANCE ??? |
Gardez votre question au chaud pour le futur site de Ambohimalaza France (accessible d'ici 48 heures donc)
je pense que vous obtiendrez davantage de réponses la bas qu'ici.
Cordialement. _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4750 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Andeva ngita vola Invité
|
Posté le: Mer Nov 26, 2003 8:37 Sujet du message: Bravo |
|
|
| Bravo à tous ceux qui ont su rejeter le racisme sous toutes ses formes à travers la vie d'Ambohimalaza. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|