| Auteur |
Message |
JOY K - MC KREESAN Invité
|
Posté le: Lun Déc 20, 2004 16:07 Sujet du message: 31 DECEMBRE 2004 à la Gare Soarano |
|
|
.... AVEC COCA-COLA et JVC
Bientôt la 7ème édition de la nuit de la saint-sylvestre organisée tous les ans par Joy K et MC Kreesan. Cette fois-ci, c'est en plein centre ville du côté de l'avenue de l'indépendance que l'événement aura lieu: la gare sera entièrement ROUGE aux couleurs de Coca Cola, Jvc et Madarail. Un real show avec un boys clan de I'AMS Boyz ( Pazzapa ) et un girls band LES SIX à partir de 21h30 et un show DJ avec MELO J et RIJA DJ de la tribu RDJ's Team. Des animations COCA seront de la partie et les 1000 premiers venus auront droit à une boisson Coca-Cola 50cl. Pour de plus amples informations, écrivez au ranaivonala@yahoo.fr
A BIENTOT |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Lun Déc 20, 2004 16:07 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsssss Invité
|
Posté le: Mer Déc 22, 2004 15:19 Sujet du message: |
|
|
| tsy misy oul io e lol ... i Melo J ihany noa reven oul ao... fa raha hijery ny mpandihy ani JoyK sy Kreesan tss...... aoka zao... sady ny mofo dipaina ary aty tsy takatra koa hijery an la 35000F no andé atao... aleo ndray miinvest mijery Ambondrona |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
totty Invité
|
Posté le: Mer Déc 22, 2004 19:41 Sujet du message: 31dec 2004 |
|
|
salut !
Koa raha tsy ny bandy no vendrana ko handeha handany 35000 fmg hijerenaizay fatina Joy K an ialahy any soarano,tsy aleon nybandy mijanona ato an-trano dia ny vola hidirana any hividianana coc maro be! mazotoa ho an izay te handeha any e!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
be fialonana Invité
|
Posté le: Mer Déc 29, 2004 9:53 Sujet du message: refa tsy te-hoany dia mangina fa ny tanora be dia be ééé |
|
|
| aza manenjika fa mandreraka ééé!!! Ambondrona à 150.000fmg ve!!! amin'izay eny @ la résidence ankerana!!! c'est trop loin en plus service nul!!! ny olona ry mba mitady toerana centre ville sy prix modéré en plus mahazo coca 1 @ izao andro sarotra izao!!! il faut le faire hein!!! sa ahoana???? ndana mividy classiko sy mizesta eny Ankerana éééé!!! on verra tsara @ 31 décembre!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kreesan Invité
|
Posté le: Mer Déc 29, 2004 10:00 Sujet du message: Manao foana izahay |
|
|
| Tsy problème izany fa 75millions budget même pas 1/3n'io budget la résidence. 15millions cachet Ambondrona tsy aleo toy ny anay nividianana coca zaraina gratuitement olona tonga ao!!! matoa notazomina 35.000fmg ny entrée dia ny jeunes rehetra no tianay hifaly fa tsy nareo frimeur sy mpisotro classiko!!! bye dia bonne année quand même dia @ grandes vacances hisy événement ngeza be ataonay dia hita eo nareo raha tonga ndray ary ééé!! fa avelao ny ankizy hifaly hiaraka aminay!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
lol Invité
|
Posté le: Jeu Déc 30, 2004 16:16 Sujet du message: |
|
|
| tssss..... ka lé anaranan'lé GARA SOARANO Mihitsy no tsy miSONNE tsara na ho an'i tanora ary..... Raha nampianareo DJ ohatran'ry Jaytaxx na artista HH mety nilay B ... sa tsy nisy tsony ny vola |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
lamenace Invité
|
Posté le: Jeu Déc 30, 2004 20:18 Sujet du message: Re: Manao foana izahay |
|
|
Marina izany Kreesan!Fa ny mahavoa ny gasy koa anie dia tsy mety hafapoa eh!MOra ny fidirana mimenomenona,lafo mimenomenona.Efa omena prix abordable ary izany ny jeune mba ahafahany miala voly sy manala azy sady amiko hevitra mety aloha ilay Gare Soarano eh!Mba aminzay mianimé ny Tanàna!
Ka rehefa tsy te handeha angamba ny olona sasany na tsy te handany vola dia aleo mangina fotsiny fa ny antsika gasy dia kritika lava nefa rehefa anontaniana tokoa hoe inona aza no zavatra tsara atao na mangataka hevitra tsy mahita lazaina akory |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
x Invité
|
Posté le: Lun Jan 03, 2005 18:29 Sujet du message: kreesan??????????????????????????? |
|
|
| Az b geste fa tsy an'la le 75M. Sad zao mety WAIN. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kreesan Invité
|
Posté le: Mar Jan 04, 2005 18:03 Sujet du message: |
|
|
| Bonne année 2005 daolo ééé!!! dia etsy @ Gymnase Ankorondrano indray ny @ 2005 ééé!!!! anay lé 75millions fa tsy nindramina ry xxxx a!!! ny anay tsy ividianana BMW na golf tuning fa hampifaliana ny gasy mitovy aminay!!! ilay hoe gare aloha dia niova tokoa satria dia COCA-COLA marque universelle no teo ééé!!! ilay hoe Jaytaxx sy HIP HOP dia Melo J sy Rija DJ ary ilay bandy kely vao 16ans izay surdoué no tao dia efa grave b!!! ary ity no tena izy: tonga tao i TIZZY BONE izay manao vente plus de 75millions d'albums dans le monde et alors ilay hoe bordel amin'izany???? mba mangina amin'izay dia manaova toa anay raha mahay fa tsy mi-frime eraky TANA fotsiny ééé!!! mbola ho avy ny événement henjana b @ grandes vacances fa aleo miasa mangina dia hitanareo eo ihany!!! à bientôt daholo ééé!!! KREESAN |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rijamoria web-reporter Invité
|
Posté le: Mar Jan 04, 2005 18:50 Sujet du message: |
|
|
pour cessez votre gaminerie, g t là-bas et g fait un reportage, g même fait un interview avec Tizy Bone, les photos sont pour après demain!!!
à vous de voir  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Mer Jan 05, 2005 11:09 Sujet du message: |
|
|
| webmaster a écrit: | ..... l'occasion pour nous de souhaiter un excellent anniversaire à notre ami "web reporter"  |
merci et pour toi aussi mais aussi pour tout le monde!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
GASY ANIMATION Invité
|
Posté le: Jeu Jan 20, 2005 18:41 Sujet du message: MARS - EVENEMENT AU PALAIS DES SPORTS AVEC JOYK KREESAN |
|
|
| Vita iny ny réveillon dia tsy miandry ela izahay fa dia hoavy ao @ palais des sports événements geza be iray atolotray ny tanora rehetra ka ilay iaraka taminay t@ réveillon ihany no hisponsorisé an'ilay izy!!! dia efa miomana daholo éééé!!!! sady PET COCA iray dia tafiditra!!! qui dit mieux!!! à bientôt JOY K - KREESAN |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Sam Jan 22, 2005 23:22 Sujet du message: Re: MARS - EVENEMENT AU PALAIS DES SPORTS AVEC JOYK KREESAN |
|
|
| GASY ANIMATION a écrit: | | Vita iny ny réveillon dia tsy miandry ela izahay fa dia hoavy ao @ palais des sports événements geza be iray atolotray ny tanora rehetra ka ilay iaraka taminay t@ réveillon ihany no hisponsorisé an'ilay izy!!! dia efa miomana daholo éééé!!!! sady PET COCA iray dia tafiditra!!! qui dit mieux!!! à bientôt JOY K - KREESAN |
fa maninona kay isika gasy no mifanenjika tahaka ny alika. Ary inona no atao hoe démocratie?
ianao ry kreesan aza be vava tahaka an'io fa ataovy izay atao dia hita eo izay mahavita e!
tsy ampy anao angaha ilay nisitrika volana maromaro?
Maninona zao joy k tsy miteny fa milanmina fotsiny. milay ianao e. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|