Explosé de rire Invité
|
Posté le: Dim Sep 25, 2005 13:55 Sujet du message: 25 personnes Samedi soir au Fiap |
|
|
Par: Tsy alehany
Date: 25 septembre 2005 - 00:00
Curiosité no nalehanay tany ry zalahy. Tsy misy natahoranay mihitsy satria izahay nationalité française, mizaka ny zom-pirenena frantsay.
Taitrabe noho ny tonga tao satria olona teo @ 25 teo no tao.
Dia fanaratsiana ranofotsiny no nataon-dra rodolphe tao. 10mn taty aoriana dia tapitra nitsangana daholo ny olona , dia lasa nandeha.
Bravo.
Par: akoho vavy maneno
Date: 25 septembre 2005 - 05:42
Dray, dray dray!!!!!!! Inona ary ity hoe fivoriana niantsoana ny malagasy izay mipetraka eto an-dafy, indrindra moa ny eto Paris.
Kivy be ny olona izay tonga tao, fa raha ireny no anaovana antso avo eto amin 'ny Internet sy ny gazety any amintsika re olona, dia aleo hidaboka fa olona tsy misy ilana azy mihitsy ny olona tonga tao. Asa gasy notsimponina taiza angaha ireny olona nentina tao ireny. Sady malotoloto izany daholo. Bref, tsy dia izay loatra moa no olana fa ity ordre du jour tao, naika totohondry ny niafarany satria samy te handray fitenenana daholo. Aoka fotsiny ny fanalabarakana ny fitondrana malagasy. Mahamenatra, nefa mpanohitra tsy manana soson-kevitra , tsy mahita vaha olana fa izao aongano, aongano, izao foana no anaovana teny avo, dia ilay ho gouvernement de transition.
Ratsy saina ireto mpanohitra ireto, ary tsy nahazo olona mihitsy , tsy nahafeno trano akory.
Adinoko re olona ny nitondra ny fakantsariko tao, sitrany ahay navoakakoteto ny sary, kanefa nisy olona iray izay naka sary tamin'itony portable itony ka mba miangavy azy aho, avoahy eto daholo izay sary tao, sitrany ahay ho jereny malagasy any madagasikara. |
|