Avis de décès
Publié le 03/11/2003 15:40 par elman
|
Amin’ny
finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no
ampandrenesanay, fa ny reny malalanay
Micheline Linette RANORO – RAHARINOSY
teraka
RAHAMEFY
Dia
nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Zoma 31 Oktobra 2003.
Hoy ny
zanany, Sylviane, Clément, Domoinasy ny fianakaviana manontolo.
Ao
aorianan’ny fotoam pivavahana izai atao amin’ny Fiangonana Wagner,
ny fandevenana dia atao ao amin’ny Père Lachaise.
“Ao
an-danitra ao no fonenako” | |
|
Ses
enfants, Sylviane, Clément, Domoina et toute la famille ont la
grande douleur de vous faire part du décès de leur bien aimée
Micheline Linette RANORO – RAHARINOSY
née
Micheline RAHAMEFY
survenu
le Vendredi 31 Octobre 2003
Un culte
sera célébré au Temple Protestant Wagner mercredi 5 novembre à 15H
avant l’inhumation au cimetière du Père Lachaise.
linetteranoro@hotmail.com | |
HUGUES BOMY NE LE 11/01/1948
#1 écrit par Invité le 26/02/2007 17:47
Tsy misy hafa-tsy ny mitondra teny fampiononana sy fankaherezana tanteraka ho an'ireo RAD sy ny ny fianakaviana manontolo nilaozan'ireto zatovo nohon'ny tranga-javatra tena mampalahelo toy izao satria tao anatin'ny indray mipimaso dia rava ny fanantenana sy ny fikirizana satria tapitra ny androm-piainana. Izay angamba no atao hoe lahatr'Andriamanitra kanefa kosa dia tokony mba hanatra sy lesona ho an'ny rehetra tsy ankanavaka ny mba hitandremana @ zay atao rehetraIzao no tonga amin'ny fitenenana hoe " patsa iray tsy omby vava ".
#2 écrit par Invité le 28/06/2007 17:44
Dans la même rubrique :
|
Madame GUADAGNO Marcelle son épouse, ses enfants et
ses petits enfants et l’Eglise FJKM de Wagner à Paris ont la
profonde douleur de vous faire part
du décès de
GUADAGNO Marcel
survenu le lundi 11 Août 2003.
La
levée du corps aura lieu au funérarium de Lagny sur Marne le mercredi 20
aout à 8h30 et l’inhumation au cimetière de Croissy Beaubourg (77) après
un office religieux à 10h à l’Eglise FJKM de Wagner 7 bis rue du Pasteur
Wagner 75011 Paris |

Décès de RAHARINARIVONIRINA Hantavololona Muriel
Décès de Sylvestre Randafison : la valiha perd un de ses plus fervents serviteurs Biographie
Virus du Chikungunya : « des cas sporadiques » et une situation « pas très grave »
Lire la suite
Miarahaba ny rehetra tompoko.
Mba afaka mifampilaza ve tompoko azafady amin'izay olona rehetra mety ho
fantantsika ka ho tratr'antso na ara-mail izany na am-bava. Misaotra mialoha.
Raha misy ta hanoratra ho an'ny fianakaviana any antanindrazana, na koa te
hanaraka ny fizotry ny toe-draharaha eto an-toerana dia afaka hataontsika ny
mitsidika ny www.ruetsarab.com Amin'ny anaran'ny solon-tenan'ny artista eto
Frantsa.
Atoa Solofo RAVELOJAONA
Atoa Tsiory RAMANDIANMANANA
Atoa
Rivo RAMANANTOANINA
Rtoa Patricia RAMANANTOANINA
Revenir à la rubrique necrologieCliquez ici pour contacter la rédaction Madanight à Madagascar