Publié le 02/10/2003 13:42 par elman
|
Filazana manjo
Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny Fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : ![]() Ny Andriambavy kely RAHARINARIVONIRINA Hantavololona Muriel (Mpianatra tany Paris) dia nantsoin’ny ray hody any Aminy, ny Talata 30 septembre 2003 tany Paris. Hoy : Ny Ray aman-dreniny : RAHARINARIVONIRINA Alisaona sy Maria Ny mpiray tampo aminy : Magali RAHARINARIVONIRINA sy Yannick POMMELET Morgane RAHARINARIVONIRINA sy Hugues MOUSSELARD RABEKOTO Henri sy Fara RABEKOTO Thierry sy Vetso Maïte RAHARINARIVONIRINA Anaïs RAHARINARIVONIRINA Merryl RAHARINARIVONIRINA Mbolatiana RAHARINARIVONIRINA Ny havany avy amin’ny Rainy : Ny Terak’Itompokolahy RAHARISAONA sy Itompokovavy RASOAMALALA Ny havany avy amin’ny Reniny : Ny Teraky RAJAONARIVELO Benjamin Paul sy Itompokovavy RAHETIVOLOLONA Georgette Ny Terak’Itompokolahy RASAMOELINA sy Itompokovavy RAZAFINDRASOA Ny Fikambanana SOAZARA, ZAFIAFA, FIZAFA N.G.M (Nouvelle Génération Malgache) Paris Association TERA Paris Paroisse Protestante Internationale Andohalo Fiangonana FJKM Ampomanjaka Fiangonana FJKM Ambatofotsy Avaradrano Fiangonana FJKM Morarano Ambatomalaza Fehizoro Fiangonana FJKM Ambohimandry Famonjena Fiangonana FJKM Imerimanjaka Fiangonana FLM Ambohimasina Itaosy Fokontany Ampanotokana Tsarahonenana Fokontany Ambolokandrina, Cité des Professeurs Sy ny Fianakaviana manontolo Ny fahatongavan’ny Razana avy any Paris dia mbola ho lazaina amin’ny manaraka. ”Jehova no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho” (Salamo 23, 1) |
|
Madame GUADAGNO Marcelle son épouse, |
|
Filazana Manjo
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay fa ny reny malalanay :
Micheline Linette RANORO-RAHARINOSY Teraka Micheline RAHAMEFY
dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Zoma 31 octobre 2003 teo
Hoy ny zanany: Sylviane Clément Domoina
sy ny fianakaviny manontolo
Ny nofiny dia ho entina ao amin'ny Fiangonana FJKM WAGNER amin'ny 3 ora ny Alarobia 5 novembre 2003 dia alevina ao amin'ny Cimetiere Pere Lachaise |