Filazana Manjo : Louison Andrianjafy
Publié le 11/02/2008 16:17 par elman
Filazana
Manjo Louison
Andrianjafy
Nohon’ ny fihavanana dia mampandre anareo
izahay fa ny
malalanay

ANDRIANJAFY Louison Heninjo
nody mandry tamin’ny 18 janoary 2008 tao Paris (France)
rehefa nivahiny 51 taona teto an-tany.
Hoy
Ny vadiny :
ANDRIANJAFY Vololona teraka RAKOTOARIMIANDRA (Paris)
Ny zanany :
ANDRIANJAFY Arnaud (Paris)
ANDRIANJAFY Steven (Paris)
Ny iray tampo aminy :
ANDRIANJAFY Sophie sy RATOVONDRAHETY
Elisé vadiny sy ny zanany
ANDRIANJAFIMBAHOAKA Herizo (Paris)
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIAMBOLAINA Simon sy Perle ary ny
zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMIANDRA Siméon sy
Léonnie ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMIANDRA Jean-Jacques sy
Lalanirina ary ny zanany (Paris)
RATSITOSON Bruno sy Monique ary ny
zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMIANDRA Jean-Yves sy ny zanany
(Paris)
RAKOTOARIMIANDRA Rivoniaina sy Voahangy
ary ny zanany
RAMIAKATSOAVINA Oliva sy Fara ary ny
zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny nofony dia halevina any Paris (France) ny zoma 25 janoary 2008.
“Sambatra ny maty, dia izay maty
amin’ny
Tompo hatramin’izao, fa hitsahatra amin’izay
nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy.”- Apokalypsy 14 :
13.
64 boulevard Barbès
Lot 46 F bis
75018 PARIS
AMBOHIBAO
FRANCE
Email :
nirinarimiandra@yahoo.fr
Lot EB3
ANTSOFINONDRY
SABOTSY NAMEHANA
elman - Tous droits
réservés - Reproduction et diffusion,
même partielle, interdits © Madanight.com -
Madagascar , Février 2008
Dans la même rubrique :

Décès de RAHARINARIVONIRINA Hantavololona Muriel
|
Filazana Manjo
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena
amin'ny maty no ampandrenesanay fa ny reny malalanay :
Micheline Linette RANORO-RAHARINOSY
Teraka Micheline RAHAMEFY
dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Zoma 31 octobre 2003 teo
Hoy ny zanany:
Sylviane
Clément
Domoina
sy ny fianakaviny manontolo
Ny nofiny dia ho entina ao amin'ny Fiangonana FJKM WAGNER
amin'ny 3 ora ny Alarobia 5 novembre 2003 dia alevina ao amin'ny Cimetiere
Pere Lachaise |
Petit aperçu de ce support numérique très en vogue à Madagascar
Revenir à la rubrique necrologieCliquez ici pour contacter la rédaction Madanight à Madagascar