Publié le 19/12/2005 22:14 par elman
|
#1 écrit par Invité le 24/03/2007 09:02je suis un fidèle de ny ainaga,comment puis-je collectionner en cd les tubes entiers du groupe?
#2 écrit par Invité le 19/05/2007 14:19Tena anisan'ny mpankafy ny tarika ny Ainga aho ary tena malahelo satria aty ampitandranomasina ny tenako amin'izao fotoana izao . Isaky ny handeha hisafidy hira ao amin'ny madanight aho ny youtube de tsy misy Ny Ainga hira mihitsy aho. Mba asio site misy izany re fa tena mankasitraka anreo ange ny gasy maro am-pitandranomasina e sady ny hiranareo tsy mba miteniteny foana fa sady mananatra no manambatra no mampahatsiaro tena. za koa tena tia an'i OM GUY fa manana souvenir ao AMbalavao ao e. Mahareta amin'ny tontolon'ny mozika ry zareo an Tantely, OMGUY, Patty, de le sipakely mahafatifaty iray iny izany ka gasy iza moa no anaranao?tsy tadidiko ny sasany fa tiako be daholo ianareo
#3 écrit par Invité le 19/05/2007 14:19Tena anisan'ny mpankafy ny tarika ny Ainga aho ary tena malahelo satria aty ampitandranomasina ny tenako amin'izao fotoana izao . Isaky ny handeha hisafidy hira ao amin'ny madanight aho ny youtube de tsy misy Ny Ainga hira mihitsy aho. Mba asio site misy izany re fa tena mankasitraka anreo ange ny gasy maro am-pitandranomasina e sady ny hiranareo tsy mba miteniteny foana fa sady mananatra no manambatra no mampahatsiaro tena. za koa tena tia an'i OM GUY fa manana souvenir ao AMbalavao ao e. Mahareta amin'ny tontolon'ny mozika ry zareo an Tantely, OMGUY, Patty, de le sipakely mahafatifaty iray iny izany ka gasy iza moa no anaranao?tsy tadidiko ny sasany fa tiako be daholo ianareo