Benja Ralibera Asa Anao


Ny Ainga Ainga Vetsom Bavaka


Lola - Ndao Namako O!

Nom d'utilisateur :

Mot de passe :



Pas encore inscrit ?



 

Interview du Groupe UNIK de Madagascar

Publié le 07/07/2003 03:47 par elman


Rendez-vous est donc pris avec les UNIK en ce dimanche 06 Juillet 2003, midi, quelque part en région parisienne.
de gauche à droite : René et Rina

Hervé (vévé) et Mafonja.


 

Hoviana moa izany ianareo no tonga teto ?

27 Juin marainy izany izahay no tonga teto.

 

Inona ny antony nahatongavanareo aty moa izany ?

Namonjy ilay « soirée » tamin’ny 27 jona teo izany, izay niarahana tamin’ny Tovo J’Hay sy Jaojaoby  tany Pont Marly St Germain.

Dia tokony hamonjy concert any Marseille, Lyon, sy Toulouse. Ary Tana Orly koa izany amin’ny  asabotsy hoavy izao.

 

Nanao ahoana ny fifandraisana tamin’ireo mpijery ireo ?

Nahafinaritra ny fifandraisana satria efa niandry ny fahatongavanay ry zareo ny tena marina.

 

Mbola aharitra firina aty moa izany ny Tarika UNIK ?

Marimarina moa faran’ny volana jolay moa izany izahay no tokony miverina any antanindrazana  fa mbola be koa ny adidy amanan-draikitra miandry anay any antanindrazana.

 

Any aoriana, raha mbola misy mangataka anareo (proposition / opportunité) hiverina aty ampitan-dranomasina, ahoana ny hevitrareo ?

Ny fiverenana aty aloha tsy misy olana mihintsy  fa arakaraky ny mpikarakara (organisateurs)  ihany io, fa rehefa matotra ny fikarakarana dia vonona foana ny Tarika UNIK hiverina aty. Anisan’ny sitraponay aza ny hiverina aty.


La relève Madanight avec Rina...

... ainsi que l'équipe Madanight

Miresaka ny fikarakarana ianareo, henonay taty fa nisy olana  teo aminareo sy ny ilay olona tokony hikarakara anareo. Azonareo lazaina anay ve inona ireo olana nitranga ?

Voalohany aloha, ilay soirée 27 jona teo : ny maraina izahay vao tonga taty. Hitantsika amin’izany fa misy olana sahady ny finkarakarana. Dia izao izany izahay efa folo andro no teto, tsy hita intsony ilay mpikarakara hatramin’izao fa izahay daholo no mandoha ny hotely, ny sakafonay sy ny rehetra … Na ny fandehananay any amin’ny « province » moa izany manjary tsy misy tanteraka daholo.  Fa metehatra aminy daholo.  

Izahay moa nampetrakay tamin’ny daholo ny zavatra rehetra, natoko be azy izahay , dia izao tsy hitanay intsony izay atao, izahay tsy maintsy mody amin’ny 27 jolay izao.

Ny « organisateurs» hafa efa tsy nanomana ny hakanay intsony satria efa nampetraka tamin’ilay olona tokony hikarakara anay daholo ny zavatra rehetra.

 

Hoan’ny manaraka izany, inona no mba hafatra tianareo ampitahina  amin’ny fandraisana sy fiakarakarana anareo artista gasy  aty  ampita ?

Ny artista rehetra any Madagasikara aloha, dia fafinarentana ho azy izany hoe handeha aty ampitandranomasina izany, hoe hanao fampisehoana, hampandrahandra ny kolotora malagasy izany , dia tokona tandrovina foana izany farafaharatsiny ny tsy hisihan’ny olana amin’ny fimpetrahany, ny fikarakarana  ny sakafo…

Ankohatra izany, anjaran’ny artista foana ny manome fahafahampo amin’ny lafin’ny hira, amin’ny lafiny rehetra rehetra izany.

Enganie izany mba tsy hoatran’ity « organisateur » indray mandeha ity , satria tsy ny tarika UNIK ihany no voany tamin’ity fa nisy tarika maro betsaka  izany no mitaraina amin’izao, nefa  ilay natao teo anie ka fety be.


Ok les guys, top les lunettes !

... il a piqué mon chien ! 


Ankoatra ny olana teo amin’ny fikarakarana sy fifandraisana nareo taty, mba nisy zavatra mba nahafinaritra anareo ve taty ? Inona mba zavatra nataonareo taty ?

Tonga soamantsara izahay.

Ny fandraisan’ireo olona anay aloha dia tena nahafinaritra. Na ireo malagasy tonga nijery anay tamin’ilay soirée tao amin’ny Pyramides, hita tokoa ry zareo fa faly mahita ny artiste avy any Madagasikara , na ireo olona izay nifanena, nifankahita taminay dia mandray tsara daholo.

Marina fa teo ny mpikaraka ratsy anay fa nisy foana ny olona nanampy anay dia izao izany izahay mba somary faly satria hoe tsy very mandeha foana izahay.

Ny tena marina izany izahay nanatena sy nampanantenaina zavatra hafa mihintsy taty, dia noho izay olana kely tamina mpikarakara iray izay dia nivadika zavatra hafa daholo.

Farany, zavatra tinay marihina tsy fahita any Dago daholo moa izany ny hita aty, samy hafa amin’ny iainana any antanindrazana . Misy zavatra mitovy fa amin’ny resaka fivoarana dia ahitana zavatra be dia be toko aty.

Ny zavatra noheritreretina atao taty aloha nisy fa noho izany olona rehetra izany dia tsy hafaka nanao ny zavatra noeritreretinay hatao izahay.

Fa araky ny voalazanay tetsy ambony moa izany dia ny tanjonay voalohany izany tafaverina avy aty dia tsy maintsy mivoaka ilay  « 2ème  album » .

Raha fintinina moa izany, nahafinaritra daholo ny rehetra afatsy ilay olana tamin’ny finkarakarana ihany.


Zé envie de dormir ! hihi

Moi ça va...


 

Misy hafatra mba tinareo ampita hoan’ireo olona mpankafy anareo (« internautes » , namana …) ?

Ny hafatra moa dia tsotra be.

Izahay mampanantena foana an’ireo izay efa nankafia anay efa hatrany amboalohany sy hoan’ireo izay mbola tokony hankafy . Ny tarika UNIK izany vonona foana ary mihezaka foana hitady zavatra  bebe kokoa nohon’ny natao taloha.  Noho izany dia mampanantena anareo izany izahay fa tsy maintsy   ho eo foana ary manao izay mety foana  mba ho hafampo ny mpanakafy.

Dia misoatra be dia be hoan’ireo olona rehetra nandray anay.

Dia hialana tsiny izany moa eto ilay resaka « autographe » fa  tamin’iny fotoana iny izany izahay vao tonga, tsy natory  nefa ny fety ariva ny fahatongavanay dia  tena vizana be, ka tsy hafaka nanome fahafampo loatra izany tamin’n’ny autographe sy ny hafa …

Fa mino aho fa manetsa be mbola ho avy dia amin’iny isika manokana fotoana  mihintsy hoan’ny autographe sns …

(Jean René)Dia mbola mamerina fisaorana hoan’ireo olona rehetra na malagasy na vahiny, nanampy anay tonga amin’izao tanjona misy anay izao . Dia fialahantsiny ampetraka hoan’ireo mpankafy  raha nisy zavatra noeritrerentiny tsy tonjo tamin’ny heritreriny satria sarotra be ilay hanao séance photo sy autographe  araky ny voalaza fa tena reraka be mihintsy izahay. Tamin’ny resaka « organisation » mihintsy izany no tsy nety.

Amin’ny manaraka izahay mampanantena zavatra betsaka tokoa.

Mbola be ny sisa !


Tovo J'Hay, de passage dans le coin aussi...

ainsi que Jane.

Une photo de groupe avant de se quitter

ah oui, le hall of fame évidemment.

Que dire ? Que rajouter ? Pas grand chose apparement, tout est dit ! Hors interview, ces jeunes gens nous ont confié des faits délirants sur les conditions de leur séjour en France  mais comme nous le décrivons dans notre éditorial du Lundi 07 Juillet 2003 , ils ne seraient apparement pas les seuls dans ce cas. Mais comme nous le disions aussi en conclusion de ce même éditorial, laissons la justice faire son travail, de toute façon, toutes ces sombres histoires ne réduisent en rien le talent de ces 4 brillants artistes malagasy ! Allez les jeunes, "lessona daholo izany", on positive et on espère vous revoir sur scène en France avant votre départ !

Accéder à la gallerie photo complète de l'interview

 




Google
 



 

slt!
j'étais une grande fan du groupe.Maintenant j'ai bien envi d'avoir de leur nouvel si possibles surtout où est ce qu'on peut les joindre?

#1 écrit par Invité le 10/03/2007 12:29

vous et extrat beau maus fait plusieur truc

#2 écrit par Invité le 27/03/2007 16:35

slt, jai ecouté une chanson de ce groupe, mais je ne connai pas son titre et je suis a sa recherche... en gros les paroles disent kil pense trop a une fille, kil essaye de tt faire pr loublier, "buvez coca cola mona sorA...?" boire se droguer et fumer mais il y arrive pas... vous connaissez le titre de cette chanson? please aidez moi merci et dailleur jarrive pas a trouver leurs album.. rien... c normal?

#3 écrit par Invité le 05/08/2007 14:22

slt! kelkun pe t il me donné dé news du groupe malgré kil ne sont plus connu comme avant!please!sutout de rina et mafonja

#4 écrit par Invité le 18/10/2007 19:03

slt,je suis 1proche du groupe voilà des mails ou tu pourras les joindre :diapasorina@yahoo.fr ou herverand@hotmail.com sinon ils sont tjs ensemble .

#5 écrit par Invité le 02/11/2007 07:58

slt c trop gentil d'avoir répondu a mon msg! merci bocp et tro cool g hat davoir leur news merci et on voi nou d nvel kan vou puoriez

#6 écrit par Invité le 13/01/2008 14:40
Votre nom :

Commentaire:


Dans la même rubrique :

Unik : un deuxième album en vue après les tournées
16-11-2002 / 10:09
Après des tournées dans les provinces sud et nord, le groupe Unik va se pencher sur leur deuxième album
qui sortira le mois de février prochain. Le numéro des boyz band compte explorer un tout nouveau genre de musique.

Le groupe Unik a clôturé leur tournée dans les provinces en visitant Antalaha, Sambava et Diégo ville le mois d’octobre dernier. Les 3 spectacles organisés ont attiré une foule de jeunes et l’ambiance y était chaude sans parler de l’accueil des fans du groupe à Diégo. Mafonja, Rina, Hervé et René ne se sont pas attendu à un tel accueil de la part des jeunes antsiranais. Après la période de crise, Unik était le premier groupe à briser la glace et à donner des concerts dans cette région nord de l’Ile.
©Rta
Best of Madanight 2003
Best of Madanight 2003 Suivez le guide !
Retrospective 2003
Retrospective 2003 Suivez le guide !
unik madagascar
Tout ce que vous avez toujours voulu savoir sur le concept UNIK...
Interview de Jacques Sylla
Interview de Jacques Sylla
Ndondolah sy tahiry : interview MN
Ndondolah sy tahiry : interview MN
Lire la suite...

Le Madanight Man vous offre une petite visite de la salle où aura lieu le concert et la soirée du 27 Juin 2003 Suivez le guide !
Interview du groupe Ambondrona
Interview du groupe Ambondrona Lire la suite

UNIK : Retour à Madagascar, dernière après-midi passée en France en compagnie de notre 4 lascars ! 800 chevaux avant le retour à Mada, ça laisse un souvenir impérissable ! Suivez le guide !

Revenir à la rubrique economie

Cliquez ici pour contacter la rédaction Madanight à Madagascar